- Zoma 18 Febroary 2022
Any Ivelany.FANAMBARAN’I ETAZONIA “TSY NISITAKA IZANY NY TAFIKA ROSIANA”
Lavin’ny Maison Blanche ny filazan’i Russie fa nanala ny miaramilany tany amin’ny sisin-tany manakaiky an’i Ukraine. Miaramila 7000 no napetraka ary efa tonga any an-toerana ny sasany hanatevin-daharana, hoy ny Bekintana.
Hamaky ny tohiny
